|
|
|
|

Entry1  ondrikely kamboty
Elementary words  2  ondry, kamboty
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1]
Synonyms  5  ondrikely malahelo

Updated on 2023/06/07